madagascar 8centersNy ADES eto MadagasikaraNy ADES dia manana ivotoerana valo eto Madagasikara :

Mpiasa malagasy miisa dimam-polo amby zato eo ho eo no mamokatra sy mivarotra fatana ary manarina ny simba amin’ireo fatana mitsitsy fandrehitra, manoro ireo izay liana tehahalala, mampiofana sy manara-maso ireo mpampiasa ny fatana. Manome asa maherin’ny dimampolo ireo mpamatsy akora azy ny ADES ary olon-tsotra enimpolo no mampidi-bola amin’ny alalan’ny fivarotana ny fatana vokarin’ny ADES.

Antananarivo, Antsirabe

Fampiofanana sy fampianarana momba ny tontolo iainana, fanentanana sy varotra.

Ejeda

Fampiofanana sy fampianarana momba ny tontolo iainana, fanentanana sy varotra, fitantanana ivotoerana maitso.

Fianarantsoa

Famolavolana tanimanga sy fanambarana ny fatana mitsitsy, fampiofanana sy fampianarana momba ny tontolo iainana, fanentanana sy varotra.

Mahajanga sy Morondava

Fampiofanana sy fampianarana momba ny tontolo iainana, fanentanana sy varotra.

Toliara (ivotoerana 2)

Foiben’ny ADES eto Madagasikara, famokarana fatana mandeha masoandro sy sihoa vita amin’ny metaly afono ny fatana mitsitsy. Fampiofanana sy fampianarana momba ny tontolo iainana, fanentanana sy varotra.

Please publish modules in offcanvas position.